|
|
|
|

Entry1  avo ranjanana
Part of speech  2  locution
Examples  3  Ilay natao hoy Ramasy dia lehilahy avo ranjanana, matanjaka, mainty fihodirana, ary manao fitafia-miaramila volontany efa ela niasana. [2.472]
4  ny olona rehetra hitanay tany dia olona avo ranjanana daholo; [2.996]
Elementary words  5  avo, ranjanana

Updated on 2023/04/16